FANAMBY FIAFI logo FANAMBY FIAFI

FANAMBY FIAFI

by Global Bible Apps (FCBH)

🗂️ Books & Reference

🆓 free

4.9/5 ( 786+ reviews)
Android application FANAMBY FIAFI screenshort

Features FANAMBY FIAFI

Fikambanana Mampiely Baiboly MalagasyNy FMBM dia sehatra fiaraha-miasanny rafitra kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina.
Niforona ny 21 jona 1965 izy ary mpikambana mahefa ao aminny Fikambanana Mampiely Baiboly Eran-Tany (FMBET) nanomboka taminny taona 1972.“Madagasikara heniky ny fahalalana an’i Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina” no vina iorenan’ny FMBM ary mizara ho efatra lehibe ny antom-pisiany eto Madagasikara:(1) Mandika ny Soratra Masina aminny fiteny azonny olona(2) Mamokatra ny Soratra Masina aminny endriny ilànny olona azy(3) Mampiely ny Soratra Masina aminny vidiny takatry ny olona(4) Mampiofana sy manentana ny fandinihana sy ny fampiasana ny Soratra Masina.
»Fifandraisana:Mailaka: [email protected] finday:A.
+261 32 07 251 35B.
+261 33 11 251 35+261 20 23 617 14D.
+261 34 22 263 84Facebook: Fikambanana Mampiely Baiboly MalagasyWhatsapp: https://tinyurl.com/Malagasy-WA-PStorewww.malagasy.bibleDownload Global Bible Apps in other languages ​​from Google Play Store or < a href="https://apk.fcbh.org">FCBH Global Bible App APK Store.Read, Listen and Watch Gods Word in more than 1300 languages ​​and download free Audio Bibles at https://www.Bible.is< /a>text© 2003 The Malagasy Bible SocietyAudio℗ 2004 Hosanna

Secure & Private

Your data is protected with industry-leading security protocols.

24/7 Support

Our dedicated support team is always ready to help you.

Personalization

Customize the app to match your preferences and workflow.

Screenshots

See the FANAMBY FIAFI in Action

FANAMBY FIAFI Screen 1
FANAMBY FIAFI Screen 2
FANAMBY FIAFI Screen 3
FANAMBY FIAFI Screen 4

Get the App Today

Download on Google Play

Available for Android 8.0 and above